Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 17:11 - DIEM PROTESTANTA

11 ary nanaiky hitoetra tao amin’i Mikà izay nitondra azy toy ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Avy eo dia nanaiky hitoetra tao amin-dRalehilahy ilay levita ka tonga tahaka ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 ary nanaiky hitoetra tao amin’i Mikà izay nitondra azy toy ny zanany lahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Ka ny Levita nanaiky hitoetra tao amin’io lehilahy io ka noraisiny ho toy ny anankiray amin’ny zanany ilay tovolahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 Avy eo dia nanaiky hitoetra tao amin-dRalehilahy ilay levita ka tonga tahaka ny zanany.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 17:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Dia hoy i Mikà taminy: –Mijanòna eto amiko fa hataoko mpisorona ato anatin’ny fianakaviako ianao. Sekela volafotsy folo isan-taona sy fitafiana ary sakafo izay ilainao no homeko anao. Dia niditra ny trano ilay levita,


Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy.


Niala tao Betlehema izy mba hivahiny any amin’izay azony hitoerana. Raha mbola nandeha izy, dia tonga tany amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma ka tafapaka teo amin’ny tranon’i Mikà.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra