Mpitsara 17:12 - DIEM PROTESTANTA12 Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Dia natokan’i Mika ilay levita ka tonga mpisorony; nitoetra tao an-tranon’i Mika izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ary natokan’i Mikà ilay levita ka tonga mpisorony ary nipetraka teo aminy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 I Mikasy nanokana ity Levita, dia tonga mpisorona ho azy io ilay tovolahy, ary nitoetra tao an-tranon’i Mikasy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Dia natokan’ i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon’i Mika. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Dia natokan'i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon'i Mika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Dia natokan’i Mika ilay levita ka tonga mpisorony; nitoetra tao an-tranon’i Mika izy. Jereo ny toko |