Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 12:15 - DIEM PROTESTANTA

15 avy eo dia maty izy, ka nalevina tao Pirehatôna, any amin’ny faritanin’i Efraîma, eo amin’ilay hoe tendrombohitry ny Hamalekita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 dia maty i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin’ny tanin’i Efraima any amin’ny tendrombohitry ny Amalekita.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 avy eo dia maty izy, ka nalevina tao Pirehatôna, any amin’ny faritanin’i Efraîma, eo amin’ilay hoe tendrombohitry ny Hamalekita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 Nandritra ny valo taona izy no mpitsara tamin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Dia maty Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin’ny tanin’ny Efraima any amin’ny tany havoan’ny Amalekita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Dia maty Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin'ny tanin'ny Efraima any amin'ny tany havoan'ny Amalekita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

15 dia maty i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, ka nalevina tany Piratona, any amin’ny tanin’i Efraima any amin’ny tendrombohitry ny Amalekita.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 12:15
10 Rohy Ifampitohizana  

Avy eo dia niverina ho any Haîna-Mispata na hoe Kadesy izy ireo, ka namely izay rehetra teny an-tsahan’ny Hamalekita mbamin’ireo Amôrita izay nonina tao Hatsetsôna-Tamara.


i Benaià avy any Piratôna; i Hiday avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahàsa;


Tonga hiady amin’ny Israelita tao Refidima ny Hamalekita.


I Habdôna, zanakalahin’i Hilela avy tao Pirehatôna, no nandimby an’i Elôna ka nitondra ny Israelita.


Nanan-janaka efapolo lahy sy zafikely telopolo lahy i Habdôna; ka samy nitaingina boriky iray avy ireo. Nitondra ny Israelita nandritra ny valo taona i Habdôna;


Ary mbola nanao ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita, ka natolotry ny TOMPO teo an-tanan’ny Filistinina nandritra ny efapolo taona.


Ary i Heglôna nivondrona tamin’ny Hamônita sy ny Hamalekita ka nandeha nanafika ny Israelita, ary nahazo ny tanàna Jerikao.


Vao tonga tany Sehirà izy; dia nitsoka trompetra teny amin’ny faritra be tendrombohitra any Efraîma hamory ny Israelita; avy teo izy dia nitarika ireo Israelita ireo ka niara-nidina taminy avy teny an-tendrombohitra


Ireo taranaka avy any Efraîma dia efa tonga ao an-dohasaha, ka narahin’ny fokon’i Benjamîna izay nifangaro tamin’ny andian-tafiny. Nipoitra avy amin’ny terak’i Makira ireo mpitari-tafika ary avy amin’ny fokon’i Zebolòna ireo manampahefana.


Ary i Saoly nandresy ny Hamalekita nanomboka teo Havilà ka hatrany Sòra, atsinanan’i Ejipta.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra