Mpitsara 13:1 - DIEM PROTESTANTA1 Ary mbola nanao ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita, ka natolotry ny TOMPO teo an-tanan’ny Filistinina nandritra ny efapolo taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20111 Ary ny Zanak’Israely dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ka natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Filistina nandritra ny efapolo taona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Ary mbola nanao ratsy eo imason’ny TOMPO indray ny Israelita, ka natolotry ny TOMPO teo an-tanan’ny Filistinina nandritra ny efapolo taona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika1 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh indray ny zanak’i Israely ka natolotr’i Iaveh eo an-tanan’ny Filistinina, nandritra ny efapolo taona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy1 ARY ny Zanak’Isiraely nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah indray, ka dia natolotr’i Jehovah teo an-tànan’ny Filistina efa-polo taona izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible1 Ary ny Zanak'Isiraely nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah indray, ka dia natolotr'i Jehovah teo an-tànan'ny Filistina efa-polo taona izy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache1 Ary ny Zanak’Israely dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO indray ka natolotry NY TOMPO teo an-tanan’ny Filistina nandritra ny efapolo taona. Jereo ny toko |
Dia nandeha nankany amin’ny tsefatsefak’ilay harambato tao Hetama ny vatan-dehilahy andiany telo tamin’ny fokon’i Joda ka niteny tamin’i Samsôna hoe: –Moa tsy fantatrao ve fa ny Filistinina no manjaka amintsika? Koa inona izao nataonao taminay izao? Dia novaliany hoe: –Araka izay nataony tamiko no nataoko taminy.