Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 12:13 - DIEM PROTESTANTA

13 I Habdôna, zanakalahin’i Hilela avy tao Pirehatôna, no nandimby an’i Elôna ka nitondra ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Taorianany dia i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 I Habdôna, zanakalahin’i Hilela avy tao Pirehatôna, no nandimby an’i Elôna ka nitondra ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Taorian’izy io, dia i Abdôna, zanak’i Ilela, avy any Faratôna, no mpitsara tamin’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary Abdona, zanak'i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Isiraely nandimby azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Taorianany dia i Abdona, zanak’i Elela, avy any Piratona, no nitsara ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 12:13
4 Rohy Ifampitohizana  

i Benaià avy any Piratôna; i Hiday avy any amin’ny lohasahan-driakan’i Gahàsa;


Avy eo dia maty izy ka nalevina tao Aialôna, ao amin’ny faritanin’i Zebolòna.


Nanan-janaka efapolo lahy sy zafikely telopolo lahy i Habdôna; ka samy nitaingina boriky iray avy ireo. Nitondra ny Israelita nandritra ny valo taona i Habdôna;


avy eo dia maty izy, ka nalevina tao Pirehatôna, any amin’ny faritanin’i Efraîma, eo amin’ilay hoe tendrombohitry ny Hamalekita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra