Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Avy teo, dia nandeha namakivaky ny taniefitra izy, nanodidina ny faritanin’i Edôma sy i Môaba ary tonga tao atsinanan’i Môaba. Dia nitoby teo ampitan’ny renirano Arnôna izy fa tsy niditra tao anatin’ny faritanin’i Môaba, satria i Arnôna no sisin-taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia nandeha nitety ny tany efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan’i Moaba ka nitoby teo andafin’i Arnona, satria tsy niditra tao anatin’ny faritanin’i Moaba izy; fa i Arnona no sisintanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Avy teo, dia nandeha namakivaky ny taniefitra izy, nanodidina ny faritanin’i Edôma sy i Môaba ary tonga tao atsinanan’i Môaba. Dia nitoby teo ampitan’ny renirano Arnôna izy fa tsy niditra tao anatin’ny faritanin’i Môaba, satria i Arnôna no sisin-taniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Rehefa izany, namaky ny efitra izy, ka nanodidina ny tany Edôma sy ny tany Moaba, dia tonga tany atsinanan’ny tany Moaba. Dia nitoby tany an-dafin’i Arnôna izy ireo fa tsy nandroso tamin’ny faritr’i Moaba, fa i Arnôna no faritr’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan’i Moaba. ka nitoby teo an-dafin’i Arnona, fa tsy niditra teo anatin’ny fari-tanin’i Moaba; fa Arnona no fari-tanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Dia nandeha nitety ny efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan'i Moaba, ka nitoby teo an-dafin'i Arnona, fa tsy niditra teo anatin'ny faritanin'i Moaba; fa Arnona no fari-tanin'i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia nandeha nitety ny tany efitra izy ka nanodidina ny tany Edoma sy ny tany Moaba, dia tonga teo atsinanan’i Moaba ka nitoby teo andafin’i Arnona, satria tsy niditra tao anatin’ny faritanin’i Moaba izy; fa i Arnona no sisintanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:18
8 Rohy Ifampitohizana  

Dia niala tao Kadesy ny fiangonan’i Israely iray manontolo ka tonga tao amin’ny tendrombohitra Hôra,


Rehefa ren’i Balàka fa tamy i Balahama, dia lasa izy nitsena azy tany Hiry-Môaba izay tanàna teo amin’ny sisin-tany voafaritr’i Arnôna.


«Izao ianareo no hiampita ny sisintanin’i Môaba ka hamaky ny faritr’i Hara.


Avy eo dia hoy ny TOMPO hoe: «Mitsangàna ianareo, miaingà ka mità ny lohasahan-driaka Arnôna. Jereonareo fa hatolotro eo an-tananareo i Sihôna, mpanjaka amôrita ao Hesbôna, mbamin’ny taniny. Santaro ny fakàna izany tany izany, ka tafiho i Sihôna!


Dia hoy ny TOMPO tamiko: «Aza mandrafy ny Môabita ianareo na mila ady aminy fa tsy hanomezako ho fanananareo ny taniny, satria ny faritr’i Hara dia nomeko ho fananan’ny taranak’i Lôta.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra