Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Tao izy no nandefa iraka nangataka tamin’ny mpanjakan’i Edôma mba hahazo hamaky ny faritaniny, saingy tsy navelany. Ary nandefa fangatahana toy izany koa tamin’ny mpanjakan’i Môaba izy nefa tsy nekeny; ka dia nipetraka tao Kadesy ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma ny Israely hiteny hoe: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao aho. Tsy nety nihaino izany anefa ny mpanjakan’i Edoma. Ary nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Moaba koa izy fa tsy nety koa io. Dia nitoetra tany Kadesy ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Tao izy no nandefa iraka nangataka tamin’ny mpanjakan’i Edôma mba hahazo hamaky ny faritaniny, saingy tsy navelany. Ary nandefa fangatahana toy izany koa tamin’ny mpanjakan’i Môaba izy nefa tsy nekeny; ka dia nipetraka tao Kadesy ny Israelita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Edôma i Israely, tamin’izay, hilaza aminy hoe: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho; nefa tsy nanaiky ny mpanjakan’i Edôma. Dia naniraka tany amin’ny mpanjakan’i Moaba indray izy, fa tsy nanaiky koa io, ka dia tao Kadesy i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Dia naniraka olona ny Isiraely nankany amin’ny mpanjakan’i Edoma ka nanao hoe: Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; fa tsy nety nihaino izany ny mpanjakan’i Edoma. Ary naniraka tany amin’ny mpanjakan’i Moaba koa izy; fa tsy nety koa izy; dia nitoetra tany Kadesy ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Dia naniraka olona ny Isiraely nankany amin'ny mpanjakan'i Edoma ka nanao hoe: Aoka mba handeha hamaky ny taninao aho; fa tsy nety nihaino izany ny mpanjakan'i Edoma. Ary naniraka tany amin'ny mpanjakan'i Moaba koa izy; fa tsy nety koa izy; dia nitoetra tany Kadesy ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Dia nandefa iraka ho any amin’ny mpanjakan’i Edoma ny Israely hiteny hoe: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao aho. Tsy nety nihaino izany anefa ny mpanjakan’i Edoma. Ary nandefa iraka tany amin’ny mpanjakan’i Moaba koa izy fa tsy nety koa io. Dia nitoetra tany Kadesy ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:17
6 Rohy Ifampitohizana  

Tonga tao amin’ny taniefitr’i Tsina ny fiangonan’i Israely iray manontolo tamin’ny volana voalohany; ary nijanona tao Kadesy ny vahoaka. Tao no nahafatesan’i Miriama sady nandevenana azy.


Ary nitoetra ela tao Kadesy-Barnea ianareo, araka izay fotoana tokony ho nitoeranareo tao.


Efa navelan’ireo taranak’i Hesao monina any Sehîra sy ireo Môabita monina any Hara hanao toy izany izahay. Handalo fotsiny izahay mandra-pahatonganay eo amin’ny toerana hitànay ny ony Jôrdàna ho any amin’ny tany izay omen’ny TOMPO Andriamanitray anay.»


Nitsangana koa i Balàka, zanakalahin’i Tsipôra sady mpanjakan’i Môaba, ka niady taminareo. Nampiantso an’i Bilehama zanakalahin’i Behôra izy hanozona anareo;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra