Mpitsara 11:16 - DIEM PROTESTANTA16 Fa raha niakatra avy tany Ejipta ireo, dia namakivaky ny taniefitra hatreo amin’ny Ranomasin’ny Volotara ary nankany Kadesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Fa fony niakatra avy tany Ejipta ny Israely dia nandeha nitety ny efitra hatrany amin’ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Fa raha niakatra avy tany Ejipta ireo, dia namakivaky ny taniefitra hatreo amin’ny Ranomasin’ny Volotara ary nankany Kadesy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Fa nony niakatra avy tany Ejipta i Israely, dia nandeha tany an’efitra, hatreo amin’ny Ranomasina Mena, ka tonga tany Kadesy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin’ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Fa fony niakatra avy tany Egypta ny Isiraely, dia nandeha nitety ny efitra hatramin'ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Fa fony niakatra avy tany Ejipta ny Israely dia nandeha nitety ny efitra hatrany amin’ny Ranomasina Mena izy ka tonga tany Kadesy. Jereo ny toko |
Efapolo taona no nandehanan’ny Israelita tany an-taniefitra. Lany ritra tamin’izany ny lehilahy afa-miantafika rehetra izay indray niala tany Ejipta, satria tsy nanaiky ny TOMPO ry zareo; ary efa nianianan’ny TOMPO ireo fa tsy hisy hahita ny tany izay nampanantenainy tamin’ny razany fa homena antsika, dia tany tondra-dronono sy tantely.