Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 11:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ary nandefa iraka ho an’i Sihôna mpanjaka amôrita izay nanjaka tao Hesbôna ny Israelita, ka nangataka taminy mba hahazo hamaky ny faritaniny hatrany amin’ny toerana izay halehany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ary nandefa iraka ho an’i Sihôna mpanjaka amôrita izay nanjaka tao Hesbôna ny Israelita, ka nangataka taminy mba hahazo hamaky ny faritaniny hatrany amin’ny toerana izay halehany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Tao i Israely, dia nandefa iraka ho any amin’i Sehôna, mpanjakan’ny Amôreana, mpanjakan’i Hesebona, ary hoy i Israely taminy: Raha sitrakao, avelao mba hamaky ny taninao aho, hankany amin’ny taninay.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary ny Isiraely dia naniraka olona tany amin'i Sihona, mpanjakan'ny Amorita, izay mpanjakan'i Hesbona; ary hoy ny Isiraely taminy: Aoka mba handeha hamaky ny taninao izahay hankany amin'ny fonenanay.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Ary ny Israely dia nandefa iraka tany amin’i Sihona, mpanjakan’ny Amorita, izay mpanjakan’i Hesbona; hoy ny Israely taminy: Aoka mba handeha hamakivaky ny taninao izahay hankany amin’ny fonenanay.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 11:19
5 Rohy Ifampitohizana  

Tsy natoky ny Israelita i Sihôna ka tsy namela azy hamakivaky ny taniny; fa namory ny tafiny manontolo, dia nitoby tao Jahatsa ary nanafika ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra