Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 8:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Ary niondrana an-tsambokely i Jesoa, ka niarahan’ireo mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Nony niondrana an-tsambokely Izy dia nanaraka Azy ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Ary niondrana an-tsambokely i Jesoa, ka niarahan’ireo mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Ary niondrana tamin’ny sambo kely Izy ka narahin’ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 ARY nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 8:23
6 Rohy Ifampitohizana  

Ary nisy tafio-drivotra mahery tonga tampoka teo amin’ny farihin’i Galilea, hany ka efa nila ho safotry ny alon-drano ny sambokely; i Jesoa anefa natory.


Dia niondrana an-tsambokely i Jesoa ary niampita indray ka tonga tao an-tanànany.


Ny harivan’iny andro iny ihany dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Andeha isika hankerỳ ampita!


Ka hoy Izy namaly ireto iraka hoe: –Ndeha ambarao amin’i Jôhany ny zavatra hitanareo sy renareo: mahiratra ny jamba, mandeha tsara ny mandringa, madio ny marary hoditra, mandre ny marenina, atsangana ho velona ny maty, itoriana ny Vaovao Mahafaly ny mahantra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra