Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:11 - DIEM PROTESTANTA

11 Dia nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesoa ary nanontany Azy ny governora nanao hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia hoy i Jesoa: –Anao izany teny izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; dia nanontany Azy ny governora hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Hoy Jesosy: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 Dia nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesoa ary nanontany Azy ny governora nanao hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia hoy i Jesoa: –Anao izany teny izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Dia tonga teo anatrehan’ny governora i Jesoa ka nanontanian’ny governora hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» «Voalazanao,» hoy i Jesoa taminy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpnajakan’ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan'ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:11
11 Rohy Ifampitohizana  

ary hoentina eo anoloan’ny mpifehy sy ny mpanjaka noho ny maha mpianatro anareo, mba hijoroanareo ho vavolombelona manambara Ahy eo anatrehan’ny Jiosy sy ny hafa firenena.


Ampy ho an’ny mpianatra ny tonga tahaka ny mpampianatra azy, ary ho an’ny mpanompo ny tonga tahaka ny tompony. Koa raha ny loham-pianakaviana aza nisy nanao hoe Belzeboba, mainka fa ny fianakaviany.


ka nanontany hoe: –Aiza moa ilay Mpanjakan’ny Jiosy vao teraka? Efa hitanay niposaka tany atsinanana manko ny kintany, koa indreto izahay tonga hiankohoka eo anatrehany.


Dia mba niteny koa i Jodasy, ilay efa hanolotra an’i Jesoa, ary nanao hoe: –Tsy izaho izany, ry Mpampianatra! Dia hoy i Jesoa taminy: –Anao izany teny izany!


Dia novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany! Kanefa ambarako aminareo fa tsy ho ela intsony dia ho hitanareo ny Zanak’olona mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra mahery ary koa tamy eo amin’ny rahon’ny habakabaka.


Ka novalian’i Jesoa hoe: –Izaho no Izy, ary «ho hitanareo ny Zanak’olona mipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra mahery» ary koa «tamy eo amin’ny rahon’ny habakabaka.»


Ary hoy izy rehetra hoe: –Koa Ianao ve izany no ilay Zanak’Andriamanitra? Dia novalian’i Jesoa hoe: –Voalazanareo fa Izaho no Izy.


Izao no anafatrafarako anao eo anatrehan’ilay Andriamanitra fototr’ain’ny zavatra rehetra sy eo anatrehan’i Kristy Jesoa Izay nanambara fiekem-pinoana fatratra nanoloana an’i Pônty Pilato:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra