Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Fa raha niampanga Azy ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona, dia tsy novalian’i Jesoa akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona Izy dia tsy namaly akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Fa raha niampanga Azy ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona, dia tsy novalian’i Jesoa akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 fa ny fiampangana nataon’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny loholona Azy no tsy novaliany kely akory,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary raha nampangain’ny lohan’ny mpisorona mbamin’ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary raha nampangain'ny lohan'ny mpisorona mbamin'ny loholona Izy, dia tsy namaly akory.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholona Izy dia tsy namaly akory.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:12
10 Rohy Ifampitohizana  

Nampahorîna ny Mpanompon’ny Tompo, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava akory, tahaka ny zanakondry entina hovonoina sy tahaka ny ondrivavy eo anatrehan’ny manety azy. Eny, tsy niloa-bava akory izy.


Fa nangina i Jesoa. Dia hoy ny mpisorombe taminy: –Mandidy Anao aho, amin’ny anaran’ilay Andriamanitra velona, mba hilaza aminay raha Ianao no ilay Mesia, ilay Zanak’Andriamanitra.


Tamin’izay i Pilato dia niteny tamin’i Jesoa hoe: –Tsy renao ve izany zavatra maro iampangany Anao izany?


Fa tsy namaly an’i Pilato akory i Jesoa na indraim-bava aza, hany ka gaga mihitsy ny governora.


Nanaovan’i Herôda fanontaniana maro i Jesoa, fa tsy namaly na teny indraim-bava aza.


Izao kosa no andalan’ny Soratra Masina vinakin’ilay tandapa: «Toy ny ondry nentina hovonoina Izy, ary toy ny zanak’ondry moana manoloana ny mpanety azy: tsy niloa-bava akory!


notevatevaina Izy, nefa tsy mba nanevateva; nijaly Izy, nefa tsy mba nandrahona, fa nanankin-tena tamin’Andriamanitra Izay mitsara ara-drariny;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra