Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 27:10 - DIEM PROTESTANTA

10 ary nomeko hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany, araka ny nandidian’ny Tompo ahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 ka nomeny hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany izany, araka izay nandidian’NY TOMPO ahy» (Jer 18.2; Zak 11.13).

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 ary nomeko hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany, araka ny nandidian’ny Tompo ahy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 ka nomeny hamidy ny sahan’ny mpanefy vilany, araka ny nandidian’ny Tompo ahy».

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ka nomeny hamidy ny sahan’ny mpanefy vilany izany, araka izay efa nandidian’i Jehovah ahy’’ (Jer. 18.2; Zak. 11.13).

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ka nomeny hamidy ny sahan'ny mpanefy vilany izany, araka izay efa nandidian'i Jehovah ahy (Jer. 18. 2; Zak. 11. 13).

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 ka nomeny hividianana ny sahan’ny mpanefy vilany izany, araka izay nandidian’NY TOMPO ahy» (Jer 18.2; Zak 11.13).

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 27:10
2 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy aho tamin’ireto mpanondrana ondry: –Raha heverinareo fa mety, dia omeo ahy ny karamako; fa raha tsy izany kosa, dia aoka ihany. Dia naloany ny karamako sekela volafotsy telopolo.


Ary hoy ny Tompo tamiko: –Ento any amin’ny mpandrendrika azy izany volabe nanombanany Ahy izany! Dia noraisiko ny sekela volafotsy telopolo ka nentiko tany amin’ny mpandrendrika tao an-tranon’ny Tompo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra