Matio 27:11 - Baiboly Katolika11 Dia tonga teo anatrehan’ny governora i Jesoa ka nanontanian’ny governora hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» «Voalazanao,» hoy i Jesoa taminy; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; dia nanontany Azy ny governora hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Hoy Jesosy: Voalazanao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 Dia nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesoa ary nanontany Azy ny governora nanao hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia hoy i Jesoa: –Anao izany teny izany! Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Dia nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesoa ary nanontany Azy ny governora nanao hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia hoy i Jesoa: –Anao izany teny izany! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpnajakan’ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan'ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan’ny governora; dia nanontany Azy ny governora hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Hoy Jesosy: Voalazanao. Jereo ny toko |