Matio 14:9 - DIEM PROTESTANTA9 Nalahelo ny mpanjaka; saingy noho izy niozonozona teo anatrehan’ny olona niara-nisakafo taminy, dia nasainy homena an-drazazavavy izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia nalahelo ny mpanjaka, nefa noho ny fianianany sy ireo olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy dia nandidy ihany izy mba hanomezana azy izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Nalahelo ny mpanjaka; saingy noho izy niozonozona teo anatrehan’ny olona niara-nisakafo taminy, dia nasainy homena an-drazazavavy izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Dia nalahelo ny mpanjaka, kanefa noho ny fianianany sy noho ny olona niara-nihinana taminy, dia nasainy nomena azy ihany izany; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia nalahelo ny mpanjaka; kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia nandidy ihany izy mba homena izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia nalahelo ny mpanjaka; kanefa noho ny fianianany sy ny olona izay niara-nipetraka nihinana teo aminy, dia nandidy ihany izy mba homena izany. Jereo ny toko |
Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Ny anareo vehivavy manokana, izay voalazanareo dia tanterahinareo; ka nilaza ianareo fa hanefa ny voady nataonareo tamin’i Hastôreta mpanjakavavin’ny lanitra ary hanolotra zava-manitra mifangaro sy divay ho azy. Koa efao ny voadinareo ary ataovy izay efa nampanantenainareo!