Matio 14:5 - DIEM PROTESTANTA5 Dia nifofo ny ain’i Jôhany i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka jiosy, satria noheverin-dry zareo ho mpaminanin’Andriamanitra i Jôhany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Koa naniry hamono azy i Heroda, saingy natahotra ny vahoaka izy satria nataon’ireo ho mpaminany i Jaona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia nifofo ny ain’i Jôhany i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka jiosy, satria noheverin-dry zareo ho mpaminanin’Andriamanitra i Jôhany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Nitady hamono azy i Herôda, saingy natahotra ny vahoaka, satria nataon’ny olona fa mpaminany i Joany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary Heroda naniry hamono azy, saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nataon’ireo ho mpaminany Jaona. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary Heroda naniry hamono azy, saingy natahotra ny vahoaka izy, satria nataon'ireo ho mpaminany Jaona. Jereo ny toko |
Eny, tonga teo aminareo i Jôhany Mpanao batisa, ary naneho taminareo ny lala-marina voasoritr’Andriamanitra, saingy tsy nino an’i Jôhany ianareo, fa ireo mpamory hetra sy vehivavy mpivarotena no nino azy; ary ianareo kosa, na dia efa nahita azy ireny aza, dia mbola tsy nanenina ihany taorian’izany mba hinoanareo an’i Jôhany.