Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 9:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Dia nanontany ireto mpianatra i Jesoa nanao hoe: –Inona izato iadianareo hevitra amin’ny mpahay lalàna?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Dia nanontany ireto mpianatra i Jesoa nanao hoe: –Inona izato iadianareo hevitra amin’ny mpahay lalàna?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 ka novalian’ny anankiray tamin’ny vahoaka hoe: «Ry Mpampianatra ô, nitondra ny zanako lahy azon’ny demony moana nankatỳ aminao Aho:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireto?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary Izy nanontany azy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin'ireto?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

16 Ary nanontany azy ireo Izy hoe: Inona no iadianareo hevitra amin’ireo?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 9:16
4 Rohy Ifampitohizana  

Dia tonga ny Farisianina hiady hevitra amin’i Jesoa. Te hamandrika Azy ry zareo ka nangataka Azy hanao famantarana ho porofo fa avy amin’Andriamanitra ny fahefany.


Raha vao nahita an’i Jesoa ny vahoaka rehetra, dia talanjona sady faly ka nirohotra niarahaba Azy.


Fa nisy olona iray tamin’ny vahoaka namaly Azy hoe: –Mpampianatra ô, nentiko eto aminao ny zanako lahy fa azon’ny fanahy mampahamoana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra