Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 2:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Raha nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa, dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Raha nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata Jesosy dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Raha nandeha namaky tanimbary tamin’ny andro sabata ry i Jesoa, dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Indray sabata raha nandeha namaky ny tanimbary i Jesoa, dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 ARY nandeha namaky ny tanim-bary tamin’ny Sabata Jesosy; ary ny mpianany dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Ary nandeha namaky ny tanim-bary tamin'ny Sabata Jesosy; ary ny mpianatra dia nanoty ny salohim-bary teny am-pandehanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Raha nandeha namakivaky tanimbary iray tamin’ny Sabata Jesosy dia nioty salohim-bary teny am-pandehanana ny mpianany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 2:23
4 Rohy Ifampitohizana  

–Toy izany koa, tsy misy olona mitahiry divay vaovao ao anaty siny hoditra efa tranainy; raha izany, dia ho rotiky ny divay ny siny hoditra ka hafoy ny divay mbamin’ny siny hoditra. Fa siny hoditra vaovao no fitahirizana divay vaovao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra