Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 13:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina izany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Fa mivavaha hianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 13:18
2 Rohy Ifampitohizana  

Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany.


Fa ho andro fijaliana izany, dia fijaliana tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny niandohan’ny zavaboaary, ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy toa azy intsony koa.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra