Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 13:17 - DIEM PROTESTANTA

17 Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

17 Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

17 Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

17 Loza ny hanjò ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

17 Ary lozan’ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

17 Ary lozan'ny bevohoka sy ny mitaiza kely amin'izany andro izany!

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

17 Loza ny hahazo ny bevohoka sy ny mampinono amin’izany andro izany!

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 13:17
12 Rohy Ifampitohizana  

Ny reny tokony ho feno fitiavana aza no nirotsaka nahandro ny zanany; dia izany no nataony sakafo tamin’ny fandringanana nahazo ny vahoakako.


TOMPO ô, inona no sazy mba homenao azy? Ataovy momba sy tsy afa-mampinono ireo vehivavy ao aminy!


Ka hoy ry zareo tamin’i Jesoa: –Renao ve izay lazain’ireo? Dia novaliany hoe: –Eny, reko tokoa! Sady tsy mbola novakînareo ve ny andinin’ny Soratra Masina hoe: «Ny vavan’ny ankizy madinika aman-jaza minono avy no nataonao hahazoan-dera»?


izay any an-tsaha aoka tsy hiverina haka ny lambany.


Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany.


Loza no hanjo ny bevohòka sy ny mitaiza kely amin’izany andro izany, satria hisy fahoriana lehibe amin’ity tany ity ary hihatra amin’ity vahoaka ity ny fahatezeran’Andriamanitra.


Eny, ho avy ny andro hilazana hoe: «Sambatra ny vehivavy momba, tsy niteraka sady tsy nampinono!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra