Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 10:31 - DIEM PROTESTANTA

31 Kanefa maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

31 Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

31 Kanefa maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

31 Fa maro amin’izay farany no ho voalohany, ary amin’izay voalohany no ho farany.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

31 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

31 Nefa maro izay voalohany no ho farany, ary izay farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

31 Nefa maro izay voalohany no ho farany ary izay farany no ho voalohany.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 10:31
10 Rohy Ifampitohizana  

Maro amin’ireo voalohany no ho farany, ary maro amin’ireo farany no ho voalohany.


Dia nofaranan’i Jesoa hoe: –Dia toy izany, ny farany ho voalohany ary ny voalohany ho farany!


Iza moa amin’izy mirahalahy no nanao ny sitrapon-drainy? Dia hoy ireo: –Ilay faharoa! Ary i Jesoa nanao tamin-dry zareo hoe: –Lazaiko marina aminareo fa ny mpamory hetra sy ny vehivavy mpivarotena dia efa nialoha anareo ao amin’ny Fanjakàn’Andriamanitra.


ary indro misy farany ho voalohany ary misy voalohany ho farany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra