Levitikosy 8:4 - DIEM PROTESTANTA4 Nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy ka tafangona teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ny Israelita; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nanao araka izay nandidian’ny TOMPO azy i Mosesy ka tafangona teo anoloan’ny varavaran’ny Tranolay fihaonana ny Israelita; Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Dia nataon’i Môizy izay nandidian’i Iaveh azy, ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana ny fiangonana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary Mosesy nanao araka izay nandidian’i Jehovah azy; dia vory teo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana ny fiangonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary Mosesy nanao araka izay nandidian'i Jehovah azy; dia vory teo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ny fiangonana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nanatanteraka izay nandidian’NY TOMPO azy i Mosesy ka vory teo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana. Jereo ny toko |