Levitikosy 8:3 - DIEM PROTESTANTA3 Vorio koa ny Israelita rehetra ho tafangona eo anoloan’io toerana io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 dia vorio ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ny fiangonana manontolo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Vorio koa ny Israelita rehetra ho tafangona eo anoloan’io toerana io. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 ka vorio ny fiangonana rehetra, ho eo anoloan’ny varavaran’ny trano lay fihaonana.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan’ny varavaran’ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary vorio ny fiangonana rehetra ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 dia vorio ho eo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ny fiangonana manontolo. Jereo ny toko |
Dia nivory toy ny olona iray ihany; teo amin’ny kianja anoloan’ny Vavahadin’ny Rano no nivoriany tamin’ny andro voalohan’io volana io. Nasain’ny vahoaka nalain’i Hezrà mpahay Lalàna ny bokin’ny Lalàn’i Mosesy, izay nandidian’ny TOMPO an’ireo Israelita. Dia nentin’i Hezrà mpisorona izany ho eo anatrehan’ny Fiangonana izay nahitana ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny zaza rehetra efa mahahaino.