Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:6 - DIEM PROTESTANTA

6 «Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 «Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 Ny hatramin’ny iray volana hatramin’ny dimy taona, raha zazalahy dia dimy sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia telo sikla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Ary raha hatramin’ny iray volana ka hatramin’ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban’ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Ary raha hatramin'ny iray volana ka hatramin'ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban'ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban'ny zazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:6
5 Rohy Ifampitohizana  

«Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo.


«Olona enimpolo taona no ho miakatra: ho an’ny lehilahy, dia sekela 15; ho an’ny vehivavy, dia sekela folo.


dia hakanao sekela dimy isan’olona; ka araka ny sekela fampiasa ao amin’ny Toeramasina, izany hoe sekela iray milanja folo grama, no hangalanao azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra