Levitikosy 27:6 - Baiboly Katolika6 Ny hatramin’ny iray volana hatramin’ny dimy taona, raha zazalahy dia dimy sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia telo sikla. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA6 «Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 «Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Ary raha hatramin’ny iray volana ka hatramin’ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban’ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary raha hatramin'ny iray volana ka hatramin'ny dimy taona, dia sekely volafotsy dimy no hataonao tomban'ny zazalahy; ary sekely volafotsy telo kosa no hataonao tomban'ny zazavavy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Raha zazalahy iray volana ka hatramin’ny dimy taona dia sekela volafotsy dimy no hataonao tombany; ary sekela volafotsy telo kosa no hataonao tomban’ny zazavavy. Jereo ny toko |