Levitikosy 27:5 - Baiboly Katolika5 Ny hatramin’ny dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona, raha zazalahy dia roapolo sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia folo sikla. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA5 «Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 «Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary raha hatramin’ny dimy taona ka hatramin’ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban’ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary raha hatramin'ny dimy taona ka hatramin'ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban'ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo. Jereo ny toko |