Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:5 - DIEM PROTESTANTA

5 «Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 «Olona dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona; ho an’ny zazalahy, dia sekela roapolo; ho an’ny zazavavy, dia sekela folo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Ny hatramin’ny dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona, raha zazalahy dia roapolo sikla no hanombananao azy, ary raha zazavavy dia folo sikla.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary raha hatramin’ny dimy taona ka hatramin’ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban’ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary raha hatramin'ny dimy taona ka hatramin'ny roa-polo taona izy, dia sekely roa-polo no hataonao tomban'ny lehilahy; ary raha vehivavy, dia sekely folo kosa.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Raha lehilahy dimy taona ka hatramin’ny roapolo taona izy dia sekela roapolo no hataonao tombany, fa raha vehivavy kosa dia sekela folo.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Raha nandalo ireo lehilahy midianita mpivarotra, dia nakariny avy tao an-davaka i Jôsefa ary namidiny sekela volafotsy roapolo tamin’ny Ismaelita izay nitondra azy nankany Ejipta.


ho an’ny vehivavy, dia sekela volafotsy telopolo.


«Zazakely dimy volana ka hatramin’ny dimy taona: ho an’ny zazalahikely, dia sekela dimy; ho an’ny zazavavikely dia sekela telo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra