Levitikosy 27:12 - DIEM PROTESTANTA12 Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 ka ny mpisorona no hanombana azy araka ny hatsarany na haratsiany, dia izay tombany ataon’ny mpisorona no ekena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy. Jereo ny tokoMalagasy Bible12 ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy. Jereo ny toko |