Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:12 - Baiboly Katolika

12 ka ny mpisorona no hanombana azy araka ny hatsarany na haratsiany, dia izay tombany ataon’ny mpisorona no ekena.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 ary ny mpisorona no hanombana azy, na tsara na ratsy; koa araka izay hataon’ny mpisorona tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

12 Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 ary ny mpisorona hanombana azy, na tsara, na ratsy; koa araka izay hataonao mpisorona tombany no izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:12
4 Rohy Ifampitohizana  

Nefa kosa ny fitoerana avo, mbola tsy foana, ary notohizin’ny vahoaka ny fanaterana sorona aman-java-manitra teny amin’ny fitoerana avo.


Ary raha biby maloto tsy fanao fanatitra amin’i Iaveh kosa, dia hoentina mankeo amin’ny mpisorona,


Raha tiana havotana izy dia hotongoavana ny ampahadimin’izay nanombananao azy.»


dia hoferan’ny mpisorona izay vidiny, araka ny anombananao azy mandra-piavin’ny taona Jobily, dia haloan’izany olona izany androtr’io ihany izay voafetra ho vidiny, ho zavatra voatokana ho an’i Iaveh.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra