Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 27:11 - DIEM PROTESTANTA

11 «Raha biby maloto tsy fanolotra sorona ho an’ny TOMPO kosa no atao voady, dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona ilay biby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 Raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an’NY TOMPO kosa izany dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 «Raha biby maloto tsy fanolotra sorona ho an’ny TOMPO kosa no atao voady, dia hoentina eo anatrehan’ny mpisorona ilay biby.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 Ary raha biby maloto tsy fanao fanatitra amin’i Iaveh kosa, dia hoentina mankeo amin’ny mpisorona,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 Fa raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an’i Jehovah kosa izany, dia ho entina eo anatrehan’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 Fa raha biby maloto izay tsy fanao fanatitra ho an'i Jehovah kosa izany, dia ho entina eo anatrehan'ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 27:11
4 Rohy Ifampitohizana  

Tsy azo ovàna na atakalo izany, na tsara no hasolo ny ratsy na ratsy no hasolo ny tsara. Kanefa raha sendra misy biby anankiray natakalo biby hafa, dia samy ho voatokana ho an’Andriamanitra izy roroa.


Ny mpisorona no hanombana ny vidiny araka ny hatsàrany na haratsiny; dia izay tombam-bidy nataony no harahina.


Ho voaozona anie ny mpamitaka izay manana biby salama ao amin’ny andian’ondriny; saingy rehefa manao voady izy, dia biby manan-kilema no ataony sorona amiko. Eny, mpanjaka lehibe ny tenako, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao; ary mampihorohoro ny firenen-drehetra ny lazako.


Aoka tsy hisy vehivavy na lehilahy israelita hanolo-tena hijangajanga ho fanompoan-tsampy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra