Levitikosy 27:13 - DIEM PROTESTANTA13 Raha tian’ny tompony havotana ilay biby, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Fa raha ta hanavotra azy ny tompony dia hampiany ny ampahadiminy izay nataony tombany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Raha tian’ny tompony havotana ilay biby, dia ny tombam-bidiny tongoavina ampahadimy no haloany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Raha tiana havotana izy dia hotongoavana ny ampahadimin’izay nanombananao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Fa raha ta-hanavotra azy ny tompony, dia hampiany ho tonga avy fahenina izay nataonao tombany. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Fa raha ta-hanavotra azy ny tompony, dia hampiany ho tonga avy fahenina izay nataonao tombany. Jereo ny toko |