Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 16:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary hatolotr’i Aharôna ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho an’ny TOMPO, ka hataony sorona fanalana ny ota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny antsapaka ho an’NY TOMPO ka hataony fanatitra fanadiovana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary hatolotr’i Aharôna ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho an’ny TOMPO, ka hataony sorona fanalana ny ota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Hampanatonin’i Aarôna ny osy lahy iray niharan’ny loka ho an’i Iaveh, ka hatolony ho sorona noho ny ota.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny filokana ho an’i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary hampanatonin'i Arona ny osilahy izay niharan'ny filokana ho an'i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 16:9
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho osy mikarenjy kosa dia ampiasaina hanatontosana ny fombam-pivavahana famelan-keloka: hapetraka velona eo anatrehan’ny TOMPO aloha ilay osilahy, vao horoahina ho osy mikarenjy any an-taniefitra.


Dia hataon’i Aharôna antsapaka ireo osilahy ireo mba hahafantarana izay osilahy ho an’ny TOMPO sy izay osilahy ho osy mikarenjy.


Natolotra izany Lehilahy izany araka ny voatendrin’ny fikasan’Andriamanitra sy araka ny fandaharany hatrizay rahateo; ka ny namonoanareo Azy dia nohomboanareo tamin’ny hazofijaliana tamin’ny alalan’ny ratsy fanahy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra