Levitikosy 16:8 - DIEM PROTESTANTA8 Dia hataon’i Aharôna antsapaka ireo osilahy ireo mba hahafantarana izay osilahy ho an’ny TOMPO sy izay osilahy ho osy mikarenjy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Dia hanaovan’i Arona antsapaka ny osilahy roa: Ny voatsapaka iray dia ho an’NY TOMPO ary ny voatsapaka iray kosa dia ho an’i Azazela. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Dia hataon’i Aharôna antsapaka ireo osilahy ireo mba hahafantarana izay osilahy ho an’ny TOMPO sy izay osilahy ho osy mikarenjy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Dia hanaovany loka ireo: ny loka iray ho an’i Iaveh ary ny loka iray ho an’i Azazela. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Dia hanaovan’i Arona filokana ny osilahy roa: ny loka anankiray ho an’i Jehovah, ary ny loka anankiray ho an’i Azazela. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Dia hanaovan'i Arona filokana ny osilahy roa: ny loka anankiray ho an'i Jehovah, ary ny loka anankiray ho an'i Azazela. Jereo ny toko |
Antsapaka no hizarànareo ny tany araka ny tarikareo avy; izay maro an’isa no homenareo zara tany bebe kokoa, ary izay vitsy kosa dia homenareo zara tany kelikely kokoa. Antsapaka ihany no hamaritana ny toerana hisy ny anjaran’ny tarika tsirairay; ary araka ny fokon-drainareo avy no hahazoanareo zara tany.