Levitikosy 16:9 - Baiboly Katolika9 Hampanatonin’i Aarôna ny osy lahy iray niharan’ny loka ho an’i Iaveh, ka hatolony ho sorona noho ny ota. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny antsapaka ho an’NY TOMPO ka hataony fanatitra fanadiovana. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Ary hatolotr’i Aharôna ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho an’ny TOMPO, ka hataony sorona fanalana ny ota. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Ary hatolotr’i Aharôna ny osilahy voatendrin’ny antsapaka ho an’ny TOMPO, ka hataony sorona fanalana ny ota. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny filokana ho an’i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary hampanatonin'i Arona ny osilahy izay niharan'ny filokana ho an'i Jehovah ka hataony fanatitra noho ny ota. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Ary hampanatonin’i Arona ny osilahy izay niharan’ny antsapaka ho an’NY TOMPO ka hataony fanatitra fanadiovana. Jereo ny toko |