Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 15:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Haloto avokoa ny lasely nitaingenan’ny marary mitsîka.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan’ny marary mitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan'ny marary mitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:9
3 Rohy Ifampitohizana  

I Rahely anefa no naka ireo sampy ka nametraka azy tao ambanin’ny laselin’ny rameva dia nipetraka teo amboniny. Ka rehefa nisava ny lay manontolo i Labàna, dia tsy nahita na inona na inona.


Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra