Levitikosy 15:8 - DIEM PROTESTANTA8 Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Raha misy olona madio voaroran’ny marary mitsika dia hanasa ny fitafiany izy sady handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Izay olona madio raha voaroran’ny marary mitsîka dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro io olona io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary raha misy olona madio voaroran’ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro– Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary raha misy olona madio voaroran'ny marary mitsika, dia hanasa fitafiana izy sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro Jereo ny toko |
Fa misy olona sasany tafiditra an-tsokosoko eo aminareo: dia olona ratsy fanahy izay mamadika ny fahasoavan’Andriamanitsika ho fampianarana fitondrantena maloto, ka mandà an’i Jesoa Kristy, ilay Andrian-tokana sady Tompontsika. Hatry ny ela no efa voalazan’ny Soratra Masina mialoha ny fanamelohana hihatra amin’ireny olona ireny.