Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 15:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Izay rehetra mikasika ny zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa ny fitafiany sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Izay mahakasika zavatra natao teo ambanin-dralehilahy io dia haloto mandra-paharivan’ny andro; izay mitondra izany zavatra izany kosa dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Izay mikasika ny zavatra natao teo ambaniny, haloto mandra-paharivan’ny andro, ary izay mitondra izany, dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan’ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin’ny rano ary haloto mandra-paharivan’ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary izay rehetra mikasika izay zavatra teo ambaniny dia haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra izany zavatra izany dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:10
8 Rohy Ifampitohizana  

Hanasa tanana aho satria tsy manan-tsiny. TOMPO ô, hanodidina ny alitaranao aho


«Ireto biby hotanisaina manaraka ireto koa dia hahaloto anareo. Na zovy na zovy mikasika ny fatin’ireo, dia haloto mandra-paharivan’ny andro;


Raha mbola tsy nanasa tanana ilay lehilahy mitsika no sendra mahakasika olona, dia hanasa fitafiana sy handro io olona io sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Izay olona mikasika io farafara nandriany io dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Ny olona madio ara-pivavahana, kanefa nisy lehilahy mitsika nandrora taminy haneso azy, dia hanasa fitafiana sy handro sady haloto mandra-paharivan’ny andro.


Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io.


Izay zavatra rehetra voakasiky ny olona maloto dia haloto; ary izay olona mikasika azy koa dia haloto mandra-paharivan’ny andro.»


Manatòna an’Andriamanitra, dia hanatona anareo Izy. Sasao ny tananareo, ry mpanota; ary diovy ny fonareo, ry mpiroa fo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra