Levitikosy 15:9 - Baiboly Katolika9 Haloto avokoa ny lasely nitaingenan’ny marary mitsîka. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA9 Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Haloto izay lasely itaingenan’io lehilahy mitsika io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan’ny marary mitsika. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Ary haloto ny lasely rehetra izay itaingenan'ny marary mitsika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Haloto ny lasely rehetra izay nitaingenan’ny marary mitsika. Jereo ny toko |