Levitikosy 13:22 - DIEM PROTESTANTA22 aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Raha nanitatra eo amin’ny hoditra ilay hodi-potsy dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy, fa fery habokana izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ary raha nanitatra mihitsy teo amin’ny hoditra izany, dia hataon’ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 ary raha nanitra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany. Jereo ny toko |