Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:22 - Baiboly Katolika

22 Raha nanitatra eo amin’ny hoditra ilay hodi-potsy dia holazain’ny mpisorona hoe maloto izy, fa fery habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

22 Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

22 aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

22 aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

22 ary raha nanitatra mihitsy teo amin’ny hoditra izany, dia hataon’ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

22 ary raha nanitra mihitsy teo amin'ny hoditra izany, dia hataon'ny mpisorona hoe maloto izy: habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

22 Raha niitatra teo amin’ny hoditra izany dia hambaran’ny mpisorona fa maloto izy satria habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:22
4 Rohy Ifampitohizana  

«Raha mamontsina ny hoditry ny nofon’ny olona anankiray na misy anakandro na miseho hodi-potsy, ka tonga misy fery toy ny habokana amin’ny hoditry ny nofony dia hoentina mankeo amin’i Aarôna mpisorona izy, na eo amin’ny iray amin’ireo zanany, mpisorona.


Raha hitan’ny mpisorona kosa fa tsy misy fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy ary tsy latsaka ambany noho ny hoditra izany, sady nihamatromatroka, dia hatokany toerana hafitoana izany olona izany.


Fa raha nijanona amin’izay nisy azy ihany kosa ilay hodi-potsy fa tsy nanitatra, dia hola-pery izany, ka holazain’ny mpisorona hoe madio izy.»


Amin’ny andro fahafito hiverina ao indray ny mpisorona. Raha hitany fa nanitatra eo amin’ny rindrin-trano ny fery:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra