Levitikosy 13:21 - Baiboly Katolika21 Raha hitan’ny mpisorona kosa fa tsy misy fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy ary tsy latsaka ambany noho ny hoditra izany, sady nihamatromatroka, dia hatokany toerana hafitoana izany olona izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa tsy misy volo fotsy eo ary tsy lalina noho ny hoditra izany sady matromatroka ihany dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana izy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA21 Raha voazahan’ny mpisorona kosa ilay olona, ka hitany fa tsy mandoaka hoditra sady matromatroka ihany ilay pentina ary tsy misy volo fotsy eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 Raha voazahan’ny mpisorona kosa ilay olona, ka hitany fa tsy mandoaka hoditra sady matromatroka ihany ilay pentina ary tsy misy volo fotsy eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Fa raha zahan’ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana izy; Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Fa raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana izy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa tsy misy volo fotsy eo ary tsy lalina noho ny hoditra izany sady matromatroka ihany dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana izy. Jereo ny toko |