Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:21 - DIEM PROTESTANTA

21 Raha voazahan’ny mpisorona kosa ilay olona, ka hitany fa tsy mandoaka hoditra sady matromatroka ihany ilay pentina ary tsy misy volo fotsy eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa tsy misy volo fotsy eo ary tsy lalina noho ny hoditra izany sady matromatroka ihany dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 Raha voazahan’ny mpisorona kosa ilay olona, ka hitany fa tsy mandoaka hoditra sady matromatroka ihany ilay pentina ary tsy misy volo fotsy eo, dia hatokany toerana izy mandritra ny fito andro;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Raha hitan’ny mpisorona kosa fa tsy misy fotsy ny volon-koditra eo amin’ilay hodi-potsy ary tsy latsaka ambany noho ny hoditra izany, sady nihamatromatroka, dia hatokany toerana hafitoana izany olona izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Fa raha zahan’ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan’ny mpisorona toerana hafitoana izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Fa raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa tsy misy volo fotsy eo, ary tsy lalina noho ny hoditra izy sady matromatroka ihany, dia hatokan'ny mpisorona toerana hafitoana izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:21
4 Rohy Ifampitohizana  

Hozahan’ny mpisorona izy; ka raha hitany fa mandoaka hoditra ilay pentina sady efa niova ho fotsy ny volo eo, dia hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona, fa aretina miendrika habokana no efa mipoipoitra eo amin’ny hola-pery.


aorian’izany, raha nanitatra tokoa teo amin’ny hoditra ilay pentina, vao hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay olona fa habokana izany.


Raha misy pentina fotsy mangirana kosa eo amin’ny hoditry ny olona, nefa tsy mandoaka hoditra no fahitana io pentina io sady tsy niova ho fotsy ny volo eo, dia hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny fito andro ilay marary.


koa atolory an’i Satàna izany lehilahy izany, mba horavana ny maha olona mpanota azy ka hovonjena ny fanahiny amin’ilay andro hiavian’ny Tompo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra