Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:16 - DIEM PROTESTANTA

16 Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

16 Raha miova ilay nofo miseho ka tonga fotsy dia hankeo amin’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

16 Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

16 Raha miova ka manjary fotsy ny nofo mihena velona, dia ho any amin’ny mpisorona izy,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

16 Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

16 Ary raha miova ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin'ny Mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:16
7 Rohy Ifampitohizana  

ary rehefa voazahan’ny mpisorona io nofo mangenahena io, dia hambarany hoe maloto ilay olona; maloto manko ny nofo mangenahena fa habokana izany.


hozahan’ny mpisorona izy, ka raha hitany fa tonga fotsy tokoa ny faritra nisy fery, dia hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay fery na madio koa ilay olona.


Indray andro, raha tao amin’ny tanàna anankiray i Jesoa, dia indro nisy lehilahy voan’ny aretin-koditra ny tenany manontolo. Nahatazana an’i Jesoa ralehilahy ka niankohoka teo anatrehany sy nitalaho taminy hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra