Levitikosy 13:17 - DIEM PROTESTANTA17 hozahan’ny mpisorona izy, ka raha hitany fa tonga fotsy tokoa ny faritra nisy fery, dia hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay fery na madio koa ilay olona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201117 hozahan’ny mpisorona ilay marary, koa raha hitany fa tonga fotsy ny aretina dia hambaran’ny mpisorona fa madio izy satria efa madio. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara17 hozahan’ny mpisorona izy, ka raha hitany fa tonga fotsy tokoa ny faritra nisy fery, dia hambaran’ny mpisorona hoe madio ilay fery na madio koa ilay olona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika17 ka hozahan’ny mpisorona, ary raha nanjary fotsy ny fery, dia holazain’ny mpisorona hoe madio ilay marary; madio izy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy17 ary raha zahan’ny mpisorona ilay marary, ka hitany fa tonga fotsy ny aretina, dia hataon’ny mpisorona hoe madio izy, fa efa madio. Jereo ny tokoMalagasy Bible17 ary raha zahan'ny mpisorona ilay marary, ka hitany fa tonga fotsy ny aretina, dia hataon'ny mpisorona hoe madio izy, fa efa madio. Jereo ny toko |