Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Levitikosy 13:15 - DIEM PROTESTANTA

15 ary rehefa voazahan’ny mpisorona io nofo mangenahena io, dia hambarany hoe maloto ilay olona; maloto manko ny nofo mangenahena fa habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

15 Hozahan’ny mpisorona ny nofo miseho ary hambarany fa maloto izy satria maloto ny nofo miseho ka habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

15 ary rehefa voazahan’ny mpisorona io nofo mangenahena io, dia hambarany hoe maloto ilay olona; maloto manko ny nofo mangenahena fa habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

15 ka rehefa hitan’ny mpisorona ny nofony mihena velona, dia holazainy hoe maloto izy, dia habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

15 Ary raha zahan’ny mpisorona ny nofo mangenahena, dia hataony hoe maloto izy; fa maloto ny nofo mangenahena: habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

15 Ary raha zahan'ny mpisorona ny nofo mangenahena, dia hataony hoe maloto izy; fa maloto ny nofo mangenahena: habokana izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:15
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa amin’ny andro hahitana nofo mangenahena miseho eo aminy, dia hanjary maloto izy;


Raha niova kosa ny nofo mangenahena ka tonga fotsy, dia hankeo amin’ny mpisorona indray ilay olona;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra