Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Mety ho ny hoditra manontolo mihitsy no efa ielezan’ny habokana ka henika azy hatreo antampon-doha ka hatrany am-paladia, araka izay faritra rehetra taza-mason’ny mpisorona;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Raha mipoipoitra eo amin’ny hoditra ny habokana ary manenika ny hoditr’ilay marary hatramin’ny lohany ka hatramin’ny tongony, na aiza na aiza zahan’ny mpisorona,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Mety ho ny hoditra manontolo mihitsy no efa ielezan’ny habokana ka henika azy hatreo antampon-doha ka hatrany am-paladia, araka izay faritra rehetra taza-mason’ny mpisorona;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Raha niely amin’ny hodiny anefa ny habokana, ka manenika ny hoditr’ilay marary, hatrany amin’ny lohany ka hatrany amin’ny tongony, araka izay rehetra hitan’ny mason’ny mpisorona, dia hozahan’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary raha mipoipoitra mihitsy eo amin’ny hoditra ny habokana, ary manenika ny hoditr’ilay marary hatramin’ny lohany ka hatramin’ny tongony, na aiza na aiza zahan’ny mpisorona,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary raha mipoipoitra mihitsy eo amin'ny hoditra ny habokana, ary manenika ny hoditr'ilay marary hatramin'ny lohany ka hatramin'ny tongony, na aiza na aiza zahan'ny mpisorona,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Raha mipoipoitra eo amin’ny hoditra ny habokana ary manenika ny hoditr’ilay marary hatramin’ny lohany ka hatramin’ny tongony, na aiza na aiza zahan’ny mpisorona,

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:12
9 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa ny olona tsirairay na ny Israelita vahoakanao no samy mahatsapa ny fahoriam-pony, ka manandra-tanana mitodika amin’ity trano ity ary manao vavaka amam-pifonana isan-karazany,


Tsinontsinona aho ka tsy manan-kavaly Anao. Hitampim-bava no ataoko izao.


Izany no anatsoahako izay voambarako, sy iekeko hadisoana ary ietreko tena eto amin’ny vovoka sy ny lavenona.


Tsy nisy niantso ny anaranao intsony na nahatsiaro hifikitra aminao, satria nandà ny hijery anay Ianao ary namela anay handevozin’ny helokay.


dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.


dia hozahany akaiky ilay marary ka raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana, dia hambarany hoe madio izy. Madio tokoa ilay olona satria efa niova ho fotsy avokoa ny hodiny.


Fantatsika tokoa fa ara-panahy ny lalàna; izaho anefa dia miaina araka ny maha olona mpanota ahy ary namidy ho andevon’ny fahotana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra