Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:11 - DIEM PROTESTANTA

11 dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

11 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

11 dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

11 dia habokana efa latsa-paka amin’ny hoditry ny nofony izany, ka holazain’ny mpisorona fa maloto izy, fa maloto izany olona izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

11 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany, ka hataon’ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

11 dia habokana efa ela teo amin'ny hoditry ny nofony izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

11 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:11
3 Rohy Ifampitohizana  

Hozahan’ny mpisorona ilay olona; ka raha hitany fa misy pentina mamontsina fotsy eo amin’ny hodiny sady efa niova ho fotsy ny volo eo amin’io pentina io ary misy nofo mangenahena mipoitra koa eo,


Mety ho ny hoditra manontolo mihitsy no efa ielezan’ny habokana ka henika azy hatreo antampon-doha ka hatrany am-paladia, araka izay faritra rehetra taza-mason’ny mpisorona;


Raha misy pentina fotsy mangirana kosa eo amin’ny hoditry ny olona, nefa tsy mandoaka hoditra no fahitana io pentina io sady tsy niova ho fotsy ny volo eo, dia hatokan’ny mpisorona toerana mandritra ny fito andro ilay marary.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra