Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Hozahan’ny mpisorona ilay olona; ka raha hitany fa misy pentina mamontsina fotsy eo amin’ny hodiny sady efa niova ho fotsy ny volo eo amin’io pentina io ary misy nofo mangenahena mipoitra koa eo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra sady efa niova ho fotsy ny volo ary misy nofo hita miseho eo amin’ny mamontsina

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Hozahan’ny mpisorona ilay olona; ka raha hitany fa misy pentina mamontsina fotsy eo amin’ny hodiny sady efa niova ho fotsy ny volo eo amin’io pentina io ary misy nofo mangenahena mipoitra koa eo,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Raha misy mamontsina fotsifotsy eo amin’ny hodiny, sady nanjary fotsy azon’izany ny volon-koditra ary nofo mihena velona no hita eo amin’ny mamontsina,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 ary raha zahan’ny mpisorona izy, ka hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra, sady efa niova ho fotsy ny volo, ary misy nofo mangenahena hita eo amin’ny mamontsina,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 ary raha zahan'ny mpisorona izy, ka hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin'ny hoditra, sady efa niova ho fotsy ny volo, ary misy nofo mangenahena hita eo amin'ny mamontsina,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Hozahan’ny mpisorona izany, koa raha hitany fa misy mamontsina fotsy eo amin’ny hoditra sady efa niova ho fotsy ny volo ary misy nofo hita miseho eo amin’ny mamontsina

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:10
12 Rohy Ifampitohizana  

satria ny aretin-koditr’i Nahamàna dia hiraikitra aminao sy ny taranakao hatrany hatrany. Rehefa niala teo anatrehan’i Elisà i Gehazỳ, dia indro fa niempaka fotsy toa oram-panala ny hodiny.


Izay tia fananarana tia fahalalana; fa adaladala izay mankahala tsikera.


dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto.


«Raha misy olona main’ny afo eo amin’ny hodiny ka iforonana pentina somary menamena na pentina fotsy mangirana eo amin’ny faritra may,


«Raha misy olona voan’ny aretina miendrika habokana, dia hoentina ho eo amin’ny mpisorona izy.


Halanareo ny olona mananatra eo amin’ny fitsarana ary maharikoriko anareo ny vavolombelona milaza ny marina.


Tsy afa-mankahala anareo izao tontolo izao; fa Izaho no ankahalainy, satria mijoro ho vavolombelona manambara fa ratsy ny asany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra