Levitikosy 13:11 - Baiboly Katolika11 dia habokana efa latsa-paka amin’ny hoditry ny nofony izany, ka holazain’ny mpisorona fa maloto izy, fa maloto izany olona izany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA11 dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 dia habokana efa ela teo amin’ny hodi-nofo izany, ka hambaran’ny mpisorona hoe maloto ilay marary; tsy hatokany toerana akory izy, satria efa maloto. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany, ka hataon’ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 dia habokana efa ela teo amin'ny hoditry ny nofony izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto izy; tsy hatokany toerana akory izy, fa efa maloto. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 dia habokana efa ela teo amin’ny hoditry ny nofony izany ka hambaran’ny mpisorona fa maloto izy. Tsy hatokany toerana akory izy fa efa maloto. Jereo ny toko |