Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 13:13 - DIEM PROTESTANTA

13 dia hozahany akaiky ilay marary ka raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana, dia hambarany hoe madio izy. Madio tokoa ilay olona satria efa niova ho fotsy avokoa ny hodiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 dia hozahan’ny mpisorona, koa raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana dia hambarany fa madio ilay marary; satria efa niova ho fotsy manontolo izy ka madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 dia hozahany akaiky ilay marary ka raha hitany fa manenika ny tenany manontolo ny habokana, dia hambarany hoe madio izy. Madio tokoa ilay olona satria efa niova ho fotsy avokoa ny hodiny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 ka raha manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia holazainy hoe: madio ilay marary; fa tonga fotsy ny tenany manontolo, ka dia madio izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 ary zahan’ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 ary zahan'ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 13:13
6 Rohy Ifampitohizana  

Tsy nisy niantso ny anaranao intsony na nahatsiaro hifikitra aminao, satria nandà ny hijery anay Ianao ary namela anay handevozin’ny helokay.


Mety ho ny hoditra manontolo mihitsy no efa ielezan’ny habokana ka henika azy hatreo antampon-doha ka hatrany am-paladia, araka izay faritra rehetra taza-mason’ny mpisorona;


Fa amin’ny andro hahitana nofo mangenahena miseho eo aminy, dia hanjary maloto izy;


Rehefa nisandratra ho eo ambonin’ny Tranolay ny rahona, dia indro feno pentina fotsy toa oram-panala i Miriama fa boka. Nijery azy i Aharôna ka nahita fa boka ny anabaviny.


Dia hoy i Jesoa taminy: –Raha jamba ianareo, dia tsy ho nanan-keloka; fa noho ianareo ankehitriny manao hoe: «Mahiratra izahay», dia tsy afaka ny helokareo.


Mitandrema ny amin’ny aretin-koditra isan-karazany, ka imasoy fatratra ny hanatanteraka ny zavatra rehetra hatoron’ireo Levita mpisorona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra